Fiderana - Mage 4


Voter pour Fiderana :
Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter
Tweeter

Paroles de Mage 4 - Fiderana


Fiderana - Mage 4

Mihobia ny Tomponao, mifalia ho azy
Ilay Andriamanitra tompoin?ny maro
Namonjy anao Izy , nanala anao tamin?ny
tanan?ny fahavalonao
Asandrato ny feonao,ianao dia aoka ,
omeo voninahitra Jehovah Ray
Nanala ny entanao tsy zakanao mavesatra (Misaora Azy)
Fa fitiavana no nanavotany (anao)
Ilay Zanaka nirahiny mba (ho anao)
Nisolo voina hanala ireo izay (otanao)
Oh ,oh oh Mihainoa ry olony ,miankohofa
Manaraha ny didin?nIlay Ray Tsitoha (Misaora Azy)
Dia mandehana ami?zay ary
Amin?ny lalana ianao
Avalony any esory tany ireo fiavona?ny fo
Nanala ny entanao tsy zakanao ,navesatra (Misaora Azy)..
Mihobia ny Tomponao ,
mifalia ho Azy Ilay ANDRIAMANITRA

Imprimer Fiderana - Mage 4

Video de Mage 4 - Fiderana

Commentaires sur Mage 4 - Fiderana

Aucun commentaire sur Fiderana pour l'instant...

Commenter la musique de Mage 4 - Fiderana

D'autres titres de Mage 4

Thématique sur la chanson : Fiderana de Mage 4

Haut de page