Tsy Iteny Aho - Mage 4


Voter pour Tsy Iteny Aho :
Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter
Tweeter

Paroles de Mage 4 - Tsy Iteny Aho


Tsy hiteny aho - Mage 4

Lazao ahy nahoana isika
No niezaka handainga foana
Milaza samu hoe mangatsika
Tsy tsara intsony ny mihaona
Hazavao indray f?izay no tsara ho antsika
Hazavao ahy fa tsy azoko intsony
Itantarao lainga aho mba ho vita any
Fa raha ny foko tsy hitony
F?izaho tsy hiteny aho fa sao tsy inoanao
Fa raha ny amiko hatrizay
Tsy nitia afa-tsy ianao irery fotsiny
Ny ziogan-dRafahatsiarovana ao an-tratrako ao
Holatry ny atao hoe: ilay fitiavana
Lazao ahy fa efa ritra
Tsy misy intsony ilay fitia
Lazao ahy fa anjaran-tsika
Ny hisampana ny dia
Hazavao indray fa izay no tsara ho antsika
Lazao avokoa izay esona rehetra
Hanazavanao fa ny antsika lahatra voafetra

Imprimer Tsy Iteny Aho - Mage 4

Video de Mage 4 - Tsy Iteny Aho

Commentaires sur Mage 4 - Tsy Iteny Aho

Aucun commentaire sur Tsy Iteny Aho pour l'instant...

Commenter la musique de Mage 4 - Tsy Iteny Aho

D'autres titres de Mage 4

Thématique sur la chanson : Tsy Iteny Aho de Mage 4

Haut de page