Mahatsara Zaho - Shyn


Voter pour Mahatsara Zaho :
Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter
Tweeter

Paroles de Shyn - Mahatsara Zaho


Mahatsara zaho - Shyn

Tsapako fa banga foâgna ny tontolo
Izy kô anô tsy akeo ray minitra ama tsy feno
Foko misento satria rô zatra mahita anô za!
Tsisy rà manjary, zeigny atao jjiaby
Kara mtapy, mivezivezy tsisy tagny omboana
Mafy ràaha maazo, ho very koà raha tsy misy anao zah! (yeah yeah)

Na andalam-be, na amin'ny alim-be
Tsy ary nisy koa fotoagna
Ke tsy hatsiarôvako anao,
Tsy digny ny mandraigna (baby!)

Ankilanao no tiako
Ankilanao no hoe
Mahatsara 'zaho (baby!)
Ankilanao no mety
Ankilanao za mafy
N'ino n'ino mety ho ady misy (yeah!!)
Mila anao 'zah isan'andro
Satria rô tena fy ny ankilanao
Hifampizarako ny mafy sy ny meva

Ndré maro fahavalo fignoako anô
Tsy ho rava an'zany
Nandalo, nandrava
tsy hampifindra tsy hampihôva fitiavako anô aby rah'zany
Na firifiry, na hirifiry
Fitsapana mainka kô mitombo
Fitiavako anô, tsy hay rarana
Mahery, mahafaty
Nefa hatramin'izay anô foagna! (yeah!)

Anô rô tiako, anô no ilaiko
Anao fagniriako ho namana amin'ny ho avy
Ho vady hitohan'aigna (baby!)

Imprimer Mahatsara Zaho - Shyn

Video de Shyn - Mahatsara Zaho

Commentaires sur Shyn - Mahatsara Zaho

Aucun commentaire sur Mahatsara Zaho pour l'instant...

Commenter la musique de Shyn - Mahatsara Zaho

D'autres titres de Shyn

Thématique sur la chanson : Mahatsara Zaho de Shyn

Haut de page