Ilay Hatsaranao - Mirado


Voter pour Ilay Hatsaranao :
Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter
Tweeter

Paroles de Mirado - Ilay Hatsaranao


Toy ny nanonofy ihany aho
raha nahita anao indray andro izay,
Saika tsy afa-po mihitsy aho
fa toa nisarik?ahy

Tsy afeniko fa tena nandratra ahy ilay hatsaranao
Indrindra koa fa noravahin?ilay tsiky kely izay
Koa aza omena tiny aho raha toa nanoratr?izao hira izao
F?ilay eritreritr?izay nanarak?ahy tsy mety lany manaiga fanahy
Nametsovetso ny fahitako anao naka sary an-tsaina ilay akantomao
Mikalo sy mamisavisa sis azoko atao

[Refrain]:
Tsy ho adinoiko velively
Tsy hovoafafa na oviana na oviana
Ato an-tsaiko ilay fijerinao
Ato an-tsaiko ilay fitsikinao
Toy ny fitomboka ?zay tsy afaka intsony
Fa mitoetra

Toy ny nanonofy ihany aho
raha nilazanao indray andro izay
Saika tsy nino mihitsy aho
Fa ianao izao no nahavita izao

Ekeko fa anananao ny bika sy ny endrika
K?izany koa angamba no nahabe ny mpitsiriritra anao
Olombelona ihany ianao ka na be ny fitiavanao ahy
Rehefa tojon?ilay mahay azy ianao
niova ihany ka lasa nandao
Ka lafi-ratsiny ny nahitako anao indray
?lay hatsaranao raha toy izay
Mikalo sy mamisavisa sisa azoko atao

[Refrain]:
Tsy ho adinoiko velively
Tsy hovoafafa na oviana na oviana
Ato an-tsaiko ilay fijerinao
Ato an-tsaiko ilay fitsikinao
Toy ny fitomboka ?zay tsy afaka intsony
Fa mitoetra

Tsy ho adinoiko velively
Tsy hovoafafa na oviana na oviana
Ato an-tsaiko ilay toetranao
Ato an-tsaiko ilay nandao ahy ianao
Toy ny fitomboka ?zay tsy afaka intsony
Fa mitoetra?

Imprimer Ilay Hatsaranao - Mirado

Video de Mirado - Ilay Hatsaranao

Commentaires sur Mirado - Ilay Hatsaranao

Aucun commentaire sur Ilay Hatsaranao pour l'instant...

Commenter la musique de Mirado - Ilay Hatsaranao

D'autres titres de Mirado

Thématique sur la chanson : Ilay Hatsaranao de Mirado

Haut de page