Alina - Lalatiana


Voter pour Alina :
Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter
Tweeter

Paroles de Lalatiana - Alina


Alina - Lalatiana

Alina indray? Alina mangatsiaka ny aty hatrizay.
Fa adino izany
Rehefa tamy ny nofy soa.

Alina indray? Mitamberina an-tsaina ny niainana teo :
Ny zava-bita, ny rehetra hita, ny feo

Io alina io, no hampandry ny fo
Ny hasasàrana ho adino
Satria efa mino fa rehefa hifoha,
Ho hery vao, aina soa no azonao
Ka na kivy ny saina, tsy andry ery ny maraina,
Maraina vaovao?

Dia lasa indray?
Toy ny omaly ny androany fa feno ny loha? 2
Lasa vinany, rahoviana ihany vao ho alina?

F?io alina io, no hampandry ny fo
Ny hasasàrana ho adino
Satria efa mino fa rehefa hifoha,
Ho hery vao, aina soa no azonao
Ka na kivy ny saina, tsy andry ery ny maraina,
Maraina ? vaovao?

No irina, mba hanaovana izay tiana,
Mba hitondra hafaliana?
Hiandry ny alina
Alina?alina izao ny andro
Mody indray ny masoandro?
Alina? alina?

Imprimer Alina - Lalatiana

Video de Lalatiana - Alina

Commentaires sur Lalatiana - Alina

Aucun commentaire sur Alina pour l'instant...

Commenter la musique de Lalatiana - Alina

D'autres titres de Lalatiana

Thématique sur la chanson : Alina de Lalatiana

Haut de page