Dadabe - Jeneraly


Voter pour Dadabe :
Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter
Tweeter

Paroles de Jeneraly - Dadabe


Dada be - Jeneraly
Tantara iray ndray alina izay
Teny amin?ny toeram-pilalaovana anankiray
No nahatazanako tsy nahy
An?i dadabeanay
Vehivavy iray mihanahana
Efa godraky ny hadalana
No misakambina azy
Tena nigagana
Fahotany ve izany sa tsia ?
Raha toa miverina indray i dada mba hanao fitia
Nenibe any an-tanana tsy mahalala izany hadalana
Mihevitra fa eny amin?ny diavolana izy
No mitantara angano sy milalao amin?ny ankizy
Tara i Nenibe, diso i Nenibe
Dadabe am?zany mba miezaka ihany an, an !
Mba manararaotra farany
Manohy ny tantarany
Na izaho aza mba menatra
Nefa miezaka ny hamantatra
Miezaka ny hamantatra ny fiainan?ireo lahiantitra

Nony afaka adin?ny iray
Dia indro i Dada fa andeha hody am?zay
Ny fandehany toa mivembena
Ny tarehany feno lokomena
Taitra i Nenibe dia nihoraka
Nahita sotrobe dia nitoraka
Taitra i Nenibe, nisafoaka i Nenibe
Dadabe am?zany efa bilabila ihany an, an !
Nojerena ny pôketra, tsy tao ny vola rehetra e !
Teo vao nipetraka ny fanontaniana,
Nankaiza ny firotsaka ?
Nozaraina sa nariana ?
Ny valiny nomen?i Dadabe dia
Sady nozaraina no nariana !
Ary mbola nampiany tamin?ny hoe
Sady nozaraina no nariana !
Ary nofaranany tamin?ny hoe
Sady nozaraina no nariana !

Nony afaka adin?ny iray
Dia indro i Dada fa andeha hody am?zay
Ny fandehany toa mivembena
Ny tarehany feno lokomena
Taitra i Nenibe dia nihoraka
Nahita sotrobe dia nitoraka
Taitra i Nenibe, nisafoaka i Nenibe
Dadabe am?zany efa bilabila ihany an, an !
Nojerena ny pôketra, tsy tao ny vola rehetra e !
Teo vao nipetraka ny fanontaniana,
Nankaiza ny vola aman-karena ?
Nozaraina sa nariana ?
Ny valiny nomen?i Dadabe dia
Sady nozaraina no nariana !
Ary mbola nampiany tamin?ny hoe
Sady nozaraina no nariana !
Ary nofaranany tamin?ny hoe
Sady nozaraina no nariana !

Imprimer Dadabe - Jeneraly

Video de Jeneraly - Dadabe

Commentaires sur Jeneraly - Dadabe

Aucun commentaire sur Dadabe pour l'instant...

Commenter la musique de Jeneraly - Dadabe

D'autres titres de Jeneraly

Thématique sur la chanson : Dadabe de Jeneraly

Haut de page