#Na Aiza (ft Nan't Jay & Aina) - Dee MK


Voter pour #Na Aiza (ft Nan't Jay & Aina) :
Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter
Tweeter

Paroles de Dee MK - #Na Aiza (ft Nan't Jay & Aina)


(1ére couplet)

Ianao ilay nampiova ahy,

Nitondra ilay fiainana vaovao,

Izao,tsy maintsy,voatery ny andao

Te hilaza nefa tsy sahy,

Satria efa tsapanao,

Ny ao am-poko ao,

Fa izy any dia mila anao!





(Pré ref)

Na maro aza,ireo ady,toa efa adino izany,

Satria isika ho samy sara-tiana,samy handao,

Toa efa lasa,hira sahady,ilay fiainan-tsika omaly,

Ka aleko manamafy hoe...

Izaho mbola tia anao



(Ref x2)

(Aina)

N'aiza n'aiza hisy ianao,

(Dee MK)

Izaho mbola hiandry eto foana,

(Aina)

Na dia lavitra aza ianao,

(Dee MK)

Mbola hiverina ireo faona!

(Aina),

Ireo faona......



(2éme couplet)



Efa roa taona izay,

No nalalako anao,

Izao,tsy maintsy,voatery ny andao,

Atolotro an'ilay Ray,izay mbola atao,

Satria izaho mbola manantena anao!



(Pré ref)

Na teo aza,ireo ady,toa efa difa izany,

Izaho eto mbola mankafy,mbola te ahita anao,

Toa efa tsy eo,sahady,ilay fiainan-tsika omaly,

Ka aleko manamafy hoe...

Izaho mbola tia anao!



(Ref x2)

(Aina)

N'aiza n'aiza hisy ianao,

(Dee MK)

Izaho mbola hiandry eto foana,

(Aina)

Na dia lavitra aza ianao,

(Dee MK)

Mbola hiverina ireo faona!

Imprimer #Na Aiza (ft Nan't  Jay & Aina) - Dee MK

Video de Dee MK - #Na Aiza (ft Nan't Jay & Aina)

Commentaires sur Dee MK - #Na Aiza (ft Nan't Jay & Aina)

Aucun commentaire sur #Na Aiza (ft Nan't Jay & Aina) pour l'instant...

Commenter la musique de Dee MK - #Na Aiza (ft Nan't Jay & Aina)

D'autres titres de Dee MK

Thématique sur la chanson : #Na Aiza (ft Nan't Jay & Aina) de Dee MK

Haut de page