Mitomany Mafy - Dayvide


Voter pour Mitomany Mafy :
Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter
Tweeter

Paroles de Dayvide - Mitomany Mafy


Mitomany mafy - Dayvide

Ty aho ! Tonga aho hitaraina hitady mafy ny hindrafonao
Tsy sahy hitraka hitanao
Maloto eny Menatra anao Jesosy ty loto noho ny ota
Iantrao ra azonao atao
Toa Andevo miosompotaka
Efa resy tena resy ieee
Te hitomany mafy eto aminao aho
Triariko ny foko hitalo
Mandrenesa Tompo ny feoko mitaraina
Aoka re Jesosy aza varina amin? ny lasa
Diovy amin ny rànao aho
Lazao reo tsy manantena ahita ny fahasoavanao Jehovah ô !
eto an tany ve no lavo tsy angamba tena ho very eny am elo
Indro aho zao manatitra ny saotra anao
Ny amiko rehetra Jesosy ampelatananao
Tehihiaka mafy aho hideranao
Triariko ny foko mankalaza anao
Mandrenesa Tompo ny feoko manandratra anao
Te hihiaka mafy aho hideranao
Triariko ny foko ba hankalaza
Mandrenesa Tompo ny feoko manandratra anao
Te hihiaka mafy aho hideranao
Triariko ny foko mankalaza anao
Mandrenesa Tompo ny feoko manandratra anao
Misandrata tompo omisandrata

Imprimer Mitomany Mafy - Dayvide

Video de Dayvide - Mitomany Mafy

Commentaires sur Dayvide - Mitomany Mafy

Aucun commentaire sur Mitomany Mafy pour l'instant...

Commenter la musique de Dayvide - Mitomany Mafy

D'autres titres de Dayvide

Thématique sur la chanson : Mitomany Mafy de Dayvide

Haut de page