Mbola Hiverina Aho - Anjaka


Voter pour Mbola Hiverina Aho :
Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter
Tweeter

Paroles de Anjaka - Mbola Hiverina Aho


Lazaiko anao androany fa tsy sitrapoko

Fa lalan?ny fiainana anie izany

Ka aza tomany

Ankehitriny moa, tsy maintsy mandeha aho

Fa noho ny fitiavako anao ihany anie

No anaovako izao



Bridge: Mba hampisy fahasambarana



Ref: Isaky ny mahita ny endrikao aho dia te hiteny

Hoe tsisy ohatranao raha mbola ety an_tany

Nefa tsy afa_manoatra aho androany

Fa tsy maintsy mandeha

Aza manahy, ny foko ho atokako ho anao

Ho mandrakizay



Aza omena tsiny fa lehilahy ny tena

Mety ho tratran?ireo fakam_panahy ihany

Eny ho eny

Fa ireo nofintsika hatramin?izay

Ho tohizana sy ho tanterahintsika ihany

Fa aza manahy



Bridge: ?

Ref: ?

? no fetra iarahntsika roa

Ka na ho faty aza isika mbola hiaraka

Ho doria

Ref: ?

Imprimer Mbola Hiverina Aho - Anjaka

Video de Anjaka - Mbola Hiverina Aho

Commentaires sur Anjaka - Mbola Hiverina Aho

Aucun commentaire sur Mbola Hiverina Aho pour l'instant...

Commenter la musique de Anjaka - Mbola Hiverina Aho

D'autres titres de Anjaka

Thématique sur la chanson : Mbola Hiverina Aho de Anjaka

Haut de page