Havaoziko Ny ENY - Ambondrona


Voter pour Havaoziko Ny ENY :
Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter
Tweeter

Paroles de Ambondrona - Havaoziko Ny ENY


Na dia fantatro aza fa
Efa any aminao any
Ity fitia nolalaina
nifampizarana
Dia....
Indro hamafisiko indray
Ho an?ny ampitso,
rahatrizay
Hamoa izay novolena,
ho koloina ny efa
nekena
Tsy an-tery ny ahy fa
feo sy bitsiky ny fo
Hanome aina indray,
hamoha ny soa taloha
Havaoziko ny ??ENY??,
izay notànako
Hanampiako ny teny,
ef?iny ny foko
Nomeko mangina,
aharitra hatrany
Fitia : ??nifaliana,
ndraindray tomany??
Izay vita no tantara
Fa ny ahy iriko tsy hisy
fara
Fa mbola hitohy, tsy
hifankafohy
Dia?
Toa ireny vao niandoha
Isan?andro isan?ora
No hanehoko fitia, na
maraina na ny hariva
Manina foana malahelo,
te hifanila hatrany
tsy hangatsiaka irery
hilaozan?hafanana
Notànako ny teny, ny
foko efa nomeko
?Havaoziko ny ??ENY?

Imprimer Havaoziko Ny ENY - Ambondrona

Video de Ambondrona - Havaoziko Ny ENY

Commentaires sur Ambondrona - Havaoziko Ny ENY

Aucun commentaire sur Havaoziko Ny ENY pour l'instant...

Commenter la musique de Ambondrona - Havaoziko Ny ENY

D'autres titres de Ambondrona

Thématique sur la chanson : Havaoziko Ny ENY de Ambondrona

Haut de page