Fa Iza? - Rija RAMANANTOANINA


Voter pour Fa Iza? :
Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter Voter
Tweeter

Paroles de Rija RAMANANTOANINA - Fa Iza?


Fa iza - Rija Ramantoanina


Nosoloiny olon-kafa hono ianao
Sady koa nokasainy nafohy
Notefeny fiainam-baovao, ilay fitiavany mba ho matohy
Fa na dia tia aza Ianao, tsy nohenoiny
Nafoiny mihitsy ary dia nosoloiny

Fa mbola hita sy tsapa ny lasa
Izay niarahana, tsy ho voafafa
Ny manadino azy angamba no tsy vita,
Ny fo no ampangino tsy hitanisanisa
Tia azy Ianao,tsy nohenoiny
Nafoiny mitsy ary dia nosoloiny

Ref: Fa iza moa Ianao
No ndeha ahalala
Izay ho tiany
Ka hametr'izay safidim-pony
Tsy maintsy hitianao
Fa na dia tia azy Ianao
'Lay hoe tia adala tamin'iny
Moa mety ho marina izany?
F'izao hamafiso ny fonao

Fa mbola hita sy tsapa ny lasa
Izay niarahana tsy ho voafafa
Malahelo ve moa Ianao tsy hitomany
Kanefa ny omaly efa lasana any
Tia azy Ianao fa tsy nohenoiny
Nafoiny mitsy ary dia nosoloiny

Jereo ny maraina vaovao
Mbola hisy mamaratra ho anjaranao
Henoy ao am-ponao ny feon'ny fanantenana
Mbola hisy masoandro
Hitondra hazavana
Mbola hisy fanilo hafa indray, hafa indray

Ref:

Imprimer Fa Iza? - Rija RAMANANTOANINA

Video de Rija RAMANANTOANINA - Fa Iza?

Commentaires sur Rija RAMANANTOANINA - Fa Iza?

Aucun commentaire sur Fa Iza? pour l'instant...

Commenter la musique de Rija RAMANANTOANINA - Fa Iza?

D'autres titres de Rija RAMANANTOANINA

Thématique sur la chanson : Fa Iza? de Rija RAMANANTOANINA

Haut de page